Hiala - Rolf Razafindrakoto
Be ny olom-bizaka, te-hiova fiainana Mieritreritra fa hoe:"any an-kafa no ho sambatra aho Ă´" Mba hevero tsara anie, ny hilaozanao no be Izay miandry aloha...

natanen22
53.9K views ⢠Dec 10, 2014

About this video
Be ny olom-bizaka, te-hiova fiainana
Mieritreritra fa hoe:"any an-kafa no ho sambatra aho Ă´"
Mba hevero tsara anie, ny hilaozanao no be
Izay miandry aloha tsy hay fa ny andeha no mahamaika anay
Ka te hiala izaho Ă´, hifindra toerana
Handeha izaho Ă´, dia tsy hiverina
Hihetsika aho Ă´, hanavao hevitra
Ny fandalovako eto an-tany, ho adinonâny tomany sy ny aloka
Be ny olona mandrevy, te hiaina fianam-bazaha
Ry zareo koa anie mandrevy zavatra hafa hoatranâny anao Ă´
Tsy mety faly isika rehetra, na ny manana na ny ritra
Tsy maintsy matinâny hetahetanâizay tsy mbola anĂ nana
Ka te hiala izaho Ă´, hiova toerana

Be ny olona izay kivy, leo ilay toerana misy anâazy
Mahita sary be loko sy jiro, dia vao mainka maizina ny anâaho Ă´! Jereo anie i lery, manana anâio, maninona aho no tsy manana
Ny misy ahy ve no tsy mety sa....izaho?Ah te-hiala aho
Ka te hiala izaho Ă´, dia tsy hiverina

Video Information
Views
53.9K
Likes
270
Duration
3:47
Published
Dec 10, 2014
User Reviews
4.1
(10) Related Trending Topics
LIVE TRENDSRelated trending topics. Click any trend to explore more videos.
Trending Now